|
|
|
|

Teny iditra1  Rajaonarivelo Auguste
Singan-teny  2 Rajaonarivelo, 3 Auguste
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Rajaonarivelo Auguste (1890-1957)
6 (Anarana indrana: Auguste Rajon,
7 Astre) [3.1]
8 Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa
9 Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe
10 Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. [2.314]
Voambolana  11  Tantara: olona 12  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  13  Angolangolan' ny Tanora
14  Havesatry ny harena
15  Robin' Ikamadonto
16  1933 Bina
17  1958/02/27 Antananarivo miantsena
18  1959 Afon' Antongona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20